« Mialoha |

08.03.10

Mankalaza ny vehivavy rehetra amin'izao andron'ny fety iraisam-pirenena izao.

Posted in Ankapobeny | 11:32

Image hébergée par Casimages.com : votre hébergeur d images simple et gratuit

 

6 Hevitra | "Mankalaza ny vehivavy rehetra amin'izao andron'ny fety iraisam-pirenena izao." »

  1. ikalamako :

    08/03/2010, at 11:48 [ Valio ]

    mirary 8 martsa mahafinaritra ho an'i mangamaso koa e

  2. mangamaso2 :

    08/03/2010, at 11:57 [ Valio ]

    mangamaso2

    Misaotra Ikalamako a !
    Tsy andro iray ihany, fa tokony ho tontolon-taona no atao ny fety ho an'ny vehivavy :-)

  3. simp :

    08/03/2010, at 17:41 [ Valio ]

    mirary soa oo

  4. Kdaombaramita :

    08/03/2010, at 17:47 [ Valio ]

    misaotra Mangamaso a

  5. mangamaso2 :

    08/03/2010, at 18:12 [ Valio ]

    mangamaso2

    Simp : misaotra ô !
    Idem ho anao koa :)

  6. mangamaso2 :

    08/03/2010, at 18:14 [ Valio ]

    mangamaso2

    Kdaombaramita : antsika rehetra ô ! :)