« Mialoha | Manaraka»

30.12.09

Arahaba tratry ny taona 2010, ho taona hitondra ny soa, fanambinana sy fahasalamana ho antsika rehetra...

Posted in Ankapobeny | 01:54

 

Image hébergée par Casimages.com : votre hébergeur d images simple et gratuit

7 Hevitra | "Arahaba tratry ny taona 2010, ho taona hitondra ny soa, fanambinana sy fahasalamana ho antsika rehetra..." »

  1. simp :

    30/12/2009, at 21:24 [ Valio ]

    tsika rehetra eee

    mirary soa,

  2. mangamaso2 :

    30/12/2009, at 21:34 [ Valio ]

    Misaotra nitsidika ry Simp :-)
    Manaova fety sambatra e !
    kiss

  3. tsambar3 :

    31/12/2009, at 15:24 [ Valio ]

    Dia mirary soa ho anao sy ny ankohonanao ary ny akama tsy adino

    biz

  4. mangamaso2 :

    31/12/2009, at 16:06 [ Valio ]

    Misaotra Tsambar3 :)
    Mirary soa ho antsika rehetra.
    Manaova fety sambatra ô !
    kiss

  5. Kdaombaramita :

    01/01/2010, at 18:32 [ Valio ]

    Bonne année, bonne santé, bon .. TOUT en 2010 akia.

  6. ikalamako :

    04/01/2010, at 11:41 [ Valio ]

    tratry ny 2010 izay rariana ho soa noho ny rehetra teo aloha koa i mangamaso.

  7. mangamaso2 :

    04/01/2010, at 13:08 [ Valio ]

    Misaotra koa an'i Kdaomb sy Ikalamako, enga anie mbola ho lava ny diantsika ato mpinamana serasera sy blaogy ary ny any hafa koa :))
    Kiss be daholo ô !