08.03.10

Mankalaza ny vehivavy rehetra amin'izao andron'ny fety iraisam-pirenena izao.

Posted in Ankapobeny | 11:32

Image hébergée par Casimages.com : votre hébergeur d images simple et gratuit

 

30.12.09

Arahaba tratry ny taona 2010, ho taona hitondra ny soa, fanambinana sy fahasalamana ho antsika rehetra...

Posted in Ankapobeny | 01:54

 

Image hébergée par Casimages.com : votre hébergeur d images simple et gratuit

21.12.09

Noël à Madagascar - mahatsiaro anareo any izahay, na dia lavitra aty, tsy manadino akory.

Posted in Ankapobeny | 21:54

Image hébergée par Casimages.com : votre hébergeur d images simple et gratuit
Mirary Noely ravoravo miaraka ao havana, namana, na mpikambana, feno hasambarana ho an'ny tsirairay... Tsindrio koa eto : NOEL
 
Image hébergée par Casimages.com : votre hébergeur d images simple et gratuit
 

20.12.09

AO ANATIN'NY FOKO AO

Posted in Ankapobeny | 17:22

Image hébergée par Casimages.com : votre hébergeur d images simple et gratuit
Ao anatin'ny foko ao !
Misy Nosy feno voninkazo,
Mandeha ny andro sy ny volana,
Miandry ahy ny Taniko.
 
Voninkazo Pervenche de Mada !
No mameno ny saiko izao,
Sy ireny Flamboyant menamena,
Ny Taniko manambaka volamena.
 
Ny masoandro mibaliaka !
Ilay Nosiko feno Jacaranda,
Ny rivotra mikalo moramora,
Miantso ny zanany là-bas.
 
Ao anatin'ny foko ao !
Misy Jatropha curcas,
Nosy toy ny Oiseau de Paradis,
Manimanina Anao izaho aty.
 
Tritriva  29/08/08 
Image hébergée par Casimages.com : votre hébergeur d images simple et gratuit

20.12.09

Miarahaba sy Mirary Soa ho antsika rehetra

Posted in Ankapobeny | 17:16

Tohin'ilay blaogy mangamaso ihany, miova endrika fotsiny.